Anisan’ny singa iray amin’ny fomba fanabeazana skoto natolotr’i Baden Powell ny fivoaran-tenan’ny tsirairay, ampiainina amin’ny alalan’ny Ambaratonga sy Talenta. Fa hoy izy hoe « mba hahamora ny fanabeazana sy ny fanaraha-maso ireo ezaka ataon’ny beazina ao amin’ny skotisma, dia mila ampanalana Ambaratonga izy ho fanabeazana azy ao anaty sokajy ary amporisihina hatrany izy hitrandraka talenta ».

Tsindrio tsirairay ireo talenta hamantarana ny momba azy