- Mahafantatra tsara ny momba ny fahadiovana ankapobeny ( tena, fihetsika, fiainana andavanandro, trano hipetrahana…)
- Mahafantatra sy afaka manazava tsara ny loza sy ny aretina ateraky ny loto, lalàn’ny fahasalamana, fiarovana amin’ny aretina.
- Mahatsangana koja ilaina any an-dasy: fanaovana lava-pako, lava-piringa ary manaraka toromarika omena
- Mahafantatra ny fiarovana tsotra amin’ny aretina mifindra toy ny areti-kibo, bilarziozy, tazo, kankana…
ODD mifandray :
ODD 3 - Fisitrahana fahasalamana