– Mahay milalao an-dapihazo ka nahafapo ny mpijery ny seho sehatra nataony
– Mahay miantsehatra amin’ny sehatra rehetra misy azy
– Nahaforona seho antsehatra iray
– Mahay mampianatra ny sokajy amin’ny fiantseharana
– Nahaforona ireo haingo entimiantsehatra

ODD mifandray :

Talenta hafa manakaiky