– Mahalala sy mampiasa tambajotra sosialy (facebook, twitter, blog, youtube…)
– Mahay manamboatra sy mizara video Mahavita manentana olona roapolo na mihoatra ho amin’ny hetsika iray amin’ny alalan’ny fitaovan-tserasera sosialy (facebook, twitter, blog, applications smartphones…)
– Mitantana pejy facebook na blog mikasika lohahevitra iray na maromaro izay arahin’olona mihoatra ny 20.

ODD mifandray :

Talenta hafa manakaiky