– Manana fitaovana fanjairana tena ilaina fitondra milasy
– Mahay manamboatra ny rovitra, manosoka, manampina, mametaka bokotra;
– Mahay mandidy sy manambatra ho akanjo tsotsotra
– Efa nahavita fanamiana tily iray
– Mahay manao vikavika na tampody miverina

Talenta hafa manakaiky