– Manana fitaovana fanetezana (hety, fihogo, « tondeuse », …) sy mahay mikojakoja ireo
– Mahay manety volo araka ny filan’izay hetezana
– Mahavita manety ny mpiray sokajy aminy na ny antokony

Talenta hafa manakaiky