- Mahay naoty na solfa ka afaka mitendry hira tsotra 10 raha kely indrindra
- Mahay kazazan-java maneno iray raha kely
- Mahay manamboatra ny simba
- Mahavita zava-maneno tsotsotra
- Mahaforona feon-kira iray manentana ny sokajy amin’ny zava-maneno
- Efa naira-nitendry zava-maneno tamin’ny mpahay mozika hafa.
ODD mifandray :