Famakafakana ireo Soatoavina Tily (Lalàna sy Fanekena) araka izay voasoratra anatin’ireo tahirin-kevitra isan-karazany.

Lalàna folo Tily
9 avril 2000

Tokan-teny ny TilyMahatoky ny TilyVonona hanasoa namana ny TilyHavan’ny olona rehetra ny Tily ary mpirahalahy daholoManaja olona ny TilyAntra biby sy tia mandinika zava-maniry ny TilyMpankatoa ny TilyMihira sy mitsiky ny Tily raha sendra ny sarotraSahy, mahery fo ary maharitra amin’ny asany ny TilyMadio tena, eritreritra, fiteny sy fihetsika ny Tily