Mahay mitendry na milalao zava-maneno iray tiany sy manavanana azy
Mahay mamaky naoty tsotsotra ary azony lalaoviny (tsofina na tendrena…)
Mahafantatra karazana mozika (fitaovana)
Mahalala karazana gadon-kira vitsivitsy
Mahay mitendry hira ao amin’ny fihirana sy skoto

ODD mifandray :

Talenta hafa manakaiky