– Mahay milalao, mitsara, mampianatra ny iray amin’ireto : kitra, basketball, voley-ball, handball, ping-pong, tennis,rugby
– Mahay mikarakara ireo voina tampoka mpitranga eo am-pilalaovana baolina : safotra, tapaka, crampe, mandeha tevi-doha…. sns.
– Mahalala ny refin’ny kianja
– Mitandro hatrany ny firahalahiana amin’ny lalao rehetra ataony.
– Mahay milalao ilay taranja
– Mahalala ny fitsipika mifehy ilay lalao
– Manana fahaizana manokana ilay taranja (ohatra : dribleur, mahay mijijy, mahay manavatsava, mahay mamitapitaka, maha manivatsiva,sns…)

ODD mifandray :

Talenta hafa manakaiky