– Manao fandinihan-javatra araka ny fotoanany, zavamaniry, biby, sns …ary manana firaketana antsoratra momba ny karazanjavamanana aina iray.
– Mahay manombana toetran’olona, elanelana, haavo, fotoana,…
– Manana fitadidian; kim, anarana, endrika, toerana,
– Mahay mamantatra sy manaraka karazanjavatra amin’ny alalan’ny va- vahadintsaina 5:tsapa, tsiro, fofona, feo, hita.

ODD mifandray :

Talenta hafa manakaiky