– Manao fanazaran-tena araka ny fotoana efa nofaritany
– Efa nitarika ny alavokin’ny mpiray sokajy
– Efa nitarika lalao fanatanjahan-tenan’ny sokajy (lalao ho an’ny olo-miaraka na lalao an’olon-tokana)
– Efa nifidy ny karazana hazakazaka manokana raha 12 ka hatramin’ny 15 taona dia efa nahatratra ny iray amin’ireto :
. Hazakazaka mandeha mafy : 60 m tao anatin’ny fe-potoana 11 segondra
. Hazakazaka demi-fond : 300 m tao anatin’ny fe-potoana latsaky ny 1 minitra
. Nahavita nitsambikina haavo 1m tsy ankikasika
. Nahatafiditra baolina 20 tao anatin’ny faritra 2m x 2 m tao anatin’ny elanelana 10 m mifanatrika aminy.

Talenta hafa manakaiky