– Mahafantatra ireo karazanjavatra azo andrariana ao amin’ny faritany misy azy:
– Mahafantatra ireo karazampitaovana azo anenomana ary afaka manazava ny fomba fampiasana azy:
– Nahavita iray aminireto : fitaovana entimanenona tsotsotra, na tenona mirefy iray metra tsy mivadimandry;
– Manao rary mirefy 1 x 05 m misy ny anaran’ny sokajy.

Talenta hafa manakaiky