Mahalala foko maro misy eto Madagasikara
Mahalala ireo fomba Malagasy nisy teo aloha sy hatramin’izao
Afaka maneho foko 3 amin’ny alalan’ny dihy, hira , fitafy…
Tia mozika na hainteny na tononkalo na kabary kely…
Mahay karazana ohabolana Malagasy maro, karazana angano maro, ankamantatra maro

ODD mifandray :

Talenta hafa manakaiky