Afaka manazava ny zon’ny ankizy
Mahafantatra ary mandray anjara hatrany amin’ny andro iraisam-pirenena amin’ny zon’ny ankizy
ODD mifandray :
ODD 10 - Mihena ny tsy fitoviana
Afaka manazava ny zon’ny ankizy
Mahafantatra ary mandray anjara hatrany amin’ny andro iraisam-pirenena amin’ny zon’ny ankizy
ODD mifandray :
ODD 10 - Mihena ny tsy fitoviana
Amin’ny maha-hetsi-panabeazana tanora ny skotisma dia saika voakasiky ny zon’ny ankizy avokoa ny maro amin’ireo beazina ao (06 hatramin’ny 25 taona). Ny volana janoary 2022 dia nanomboka niara-niasa tamin’ny UNICEF sy ny Médiature de la République ny Tily eto Madagasikara, izay samy misehatra amin’ny fampiroboroboana ny zon’ny ankizy. Inona no atao hoe zon’ny ankizy ? […]