– Mahalala ny fitaovana entina manjono sy kojakoja miaraka aminy
– Mahay manamboatra fitana
– Mahay manjono
– Efa nahazo hazandrano ho an’ny sokajiny na ny ankohonany
– Mahalala ny fotoana sy toerana fanjonoana
ODD mifandray :
ODD 1 - Fongotra ny fahantrana
ODD 2 - Foana ny hanoanana