– Manana biby fiompy karazany iray ary mahakarakara izany tsara: akoho amamborona, kisoa, tantely
– Mahafantatra ireo karazantsakafo fanome ny biby flompy isan-karazany ary mahalala ny tokony hataony ami’izany
– Mahavita zavatra ilaina avy amin’ny tenan’ny biby flompy: savoka, ranomena, dobera…

Talenta hafa manakaiky