Mahay ny marika tsongodia rehetra ary mahatarika ny enina manara-dia azy mandritra ny Haza lehibe
Mahay momba ny fifamoivoizana tsotra (code de la route)
Mahafantatra tsara ny adiresy ilaina ao an-tanàna momba ny fifaneraserana sy ny mpiara-monina (Ben’ny tanàna, fokontany, poste, hopitaly, zandarimaria…)
Mahafantatra ny tanàna manodidina (anarana, tsena, ny halavirany…)

ODD mifandray :

Talenta hafa manakaiky