– Manana biby flompy antrano ary mahakarakara izany tsara
– Mahafantatra vorondia 5 karazana amin’ny alalan’ny feony
– Manana firaketana iray misy karazamborona 15 sy karazam-bibidia hita eto Madagasikara, ka ahitana ireto: anarany, diany, lokony, sakafony ary fombafombany Mahafantatra ireo tokony hatao amin’ny aretina madinika mpahazo ny biby flompy an-trano

ODD mifandray :
ODD 15 - Voahary an-tanety

Talenta hafa manakaiky