– Mahay manamboatra karazampanafody 10 amin’ny alalan’ny rao kandro Malagasy hahazoana mitsabo: ratra, aretina, ary manao firaketana an-tsoratra mazava momba izany;
– Mahalala ireo ranonjavatra isankarazany fanalana tasy;
– Mahalala ireo otrik’aina samihafa azo avy amin’ny karazan-java-pihinana
– Mahalala ny ilan’ny zavamananaina ny hazavan sy hafanana
– Mahay fomba 3 fanadiovana rano hosotroina andasy

Talenta hafa manakaiky