– Mahalala ny lalàna folon’ny fahasalamana sy ny fampiharana izany
– Manana vatakely misy ireo fanafody sy fitaovampitsaboana maika.
– Fahaiza mitsabo: vaky rá, may, torana (famelomana), safotra, folaka (otra), tapaka, ratra sy aretina madinika;
– Mahalala ny zavatra tokony hatao manoloana ny loza tampoka
– Manana ny toetran’ny mpamonjy voina: fahatoniana, filaminana iray
– Mazoto mampianatra sy mandalina momba izany
– Mahay mampianatra sy mandalina momba izany
– Mahay mampianatra ny lalan’ny fiarovana sy fahadiovana

Talenta