– Manana firaketana misy karazanjavamaniry 30 raha kely, ka ahitana ireto zavatra ireto: anarany, santionany, toerana sy fotoana ahitana azy, ny fampiasana azy arapitsaboana na ny loza mety haterany… Mahay manavaka ny azo hanina sy tsy azo hanina rehefa mandeha mianala
– Mikolokolo zavamaniry ao antanana
– Mahafantatra tsara ny fiarovana ny zavamaniry Efa namboly hazo

ODD mifandray :
ODD 15 - Voahary an-tanety

Talenta hafa manakaiky