Mazoto mianatra Sekoly Alahady
Mazoto mamonjy fiangonana
Mahay mivavaka amin’ny fotoana samihafa
Mahafantatra tantara vitsivitsy ao amin’ny Baiboly ary mahay mampita izany amin’ny namany
Mahay hira ao amin’ny fihirana vitsivitsy

ODD mifandray :

Talenta hafa manakaiky