Izy no … DO Fetsy
9 novembre 2020

Isan’ireo tena nanana ny mahaizy azy teo amin’ny tantaran’ny Tily eto Madagasikara Itompokolahy Solofo RAZANAJAONA. Ingénieur en statistique no asany andavanandro fahiny. Do Fetsy no anarana nahafantarana azy teo amin’ny sehatry ny skotisma. Tena nampiavaka azy manokana ary nampiaiky ny mpiray fikambanana rehetra ny fahakingany sy ny fahaizany mamolavola ireny Hafatra miafina ireny n’a ny  […]

Izy no … Ramino Paul
19 décembre 2017

Pasitera Ramino Paul Abraham, angady nananana sy vy nahitana ary tandroka miaro ny vozona tao anatin’ny skotisma izy, hatramin’ny fahakeliny mihitsy. Betsaka ireo andraikitra efa notanany, manan-talenta izy ary miaina ao anatiny ny teny hoe « Skoto indray andro, skoto mandrakizay ». Ny niandohany Tao amin’ny fivondronana faha-12 Avaratr’Andohalo no nisy azy ary tao ihany […]