Mahavita ny andraikiny mazava ao an-trano
Mahalala ny drafitry ny ankohonana
Mahavita mandamina irery ny entany ao an-trano
Mahay mahandro vary sy laoka
Mahafantatra ny zavatra tokony ho tandremana rehetra mba tsy hampidi-doza ao an-trano
Mahay zaitra tsotsotra

Talenta hafa manakaiky