Facebook : https://facebook.com/tranombitsika
Scout.org : https://www.scout.org/node/549599
Google Map : https://goo.gl/maps/rW9ew7zLowhHjHph7

Fanazavana fanampiny : 0341141225

Famandrihan-toerana : https://www.scout.mg/tranombitsika/dingana-arahina/   

Hamarino ato ireo fotoana mbola azo hamandrihana.

Tondrozotra fananganana Tranombitsika rezionaly
5 mai 2022

Mizara roa tanteraka ny paikady sy tetika hananganana Tranombitsika rezionaly. Ny voalohany dia manaraka ny fepetra voalazan’ny fifanarahana teny Antsahamarofoza (TEM/MEDD) tamin’ny 30 jolay 2021. Ny faharoa dia dingana fohifohy kokoa tsy miankina amin’ny fifanaraham-piaraha-miasa. Avy hatrany dia jerena eny am-potony ny tany. Iarahana amin’ny Kaomina sy ny sampandraharahan’ny Domaine na Service topographique any amin’ny […]

Fitsipika ifampifehezana, hitantanana ny Tranombitsika
26 avril 2022

Famaritana Ny saha ivotoeran’ny Tily eto Madagasikara no antsoina hoe Tranombitsika. Anarana nalaina araka ny voalazan’ny Soratra masina : « Mandehana … diniho ny fanaon’ny vitsika ka mba hendre » (Ohabolana 6, 6). Io koa no fototra hamaharana entina hampivelarana sy hanapariahana ny tanànan’ny Tily manerana ny Nosy. Alain-tahaka ny Gilwell park, izay naorin’i Baden […]

Ireo dingana arahina ho eny amin’ny Tranombitsika
16 mars 2021

Miha-mahazo endrika tsikelikely ny Tranombitsika, tananantsika Tily rehetra, eny Antsahamarofoza. Taorian’ny fijoroan’ny trano Ivotoerana Fanofanana Tily Eto Madagasikara (IFTEM) ao anatin’ny tanàna dia efa ho vita koa ny Espace Vitsika. Fananana iombonan’ny Tily eto Madagasikara io tanàna io ka sady niara-nifanome tanana nanangana ny Tily rehetra, no ho afaka hisitraka hampiasa azy koa.  Ireto manaraka […]

Tantaran’ny Tranombitsika
3 décembre 2019

Ao amin’ny Akanin-jazalahy ao Antsahamanitra no misy ny Foibe-toeran’ny Tily eto Madagasikara ankehitriny, toerana izay mbola hikambanana amin’ireo Fikambanana Kristiana naorin’ny Misionera teto Madagasikara raha nampiditra ny Fivavahana Kristiana teto amintsika izy ireo, Taona vitsivitsy taorian’ny namoronan’i Baden Powell (Bipi) ny Skotisma dia nanangana ivotoerana antsoina hoe “Gilwell Park” izy ao Angletera, toerana  nanofanana ireo […]