– Mahay manamboatra sy mampiasa fitaovampihazana: harato, fintana, fandrika…
– Mahafantatra ny toerana sy vanintaona fihazana sy maha betsaka ny haza
– Mahay ny tetika fihazana
– Nahazo haza antonona hilaofan’ny sokojy indray homana

Talenta hafa manakaiky