Mpihazakazaka manatratra ny loka isika
4 septembre 2020
Mpihazakazaka manatratra ny lokaTily Analamanga Afovoany on Tuesday, August 25, 2020 Fitondran-tena kristiana Mirakitra ny fitondran-tena mahamendrika ny kristiana ny hafatry Paoly ao amin’ny Romana 12 : 1-2 izay sori-dalana arahiny hanarahany an’i Jesoa Kristy. Oharin’i Paoly toy ny mpihazakazaka ny mpanaradia an’i Kristy (Fil 3.14 ; 2 Tim 2.5). Ao amin’ny tokontanin’ny fanabeazana no hanatanterahin’ny Mpanabe […]