– Manana firaketana mikasika teknika skoto iray izay ahitana ireto: ny endriny, ny fampiasana azy, ny tombotsoa azo avy aminy:
– Mahay vona 30 karazany
– Mandefa sy mandray hafatra amin’ireo fomba isankarazany:
– Mahavita kojandasy ilaina
– Zadraharaha amin’ny tombana

ODD mifandray :

Ny vonam-pehitenda
14 août 2023

Ireo skoto amerikanina no fantatra fa nanomboka nampiasa vonam-pehitenda (bague) voalohany tamin’ny fanamiany tany amin’ny taona 1917 tany ho any rehefa nanomboka nampiasa fehitenda koa izy ireo (tsy mba nanao fehitenda ny skoto amerikanina talohan’io). Mpiasa raikitra tao amin’ny Gilwell Park, antsoina hoe William « Bill » Shankley, no naheno io fanaon’ny amerikanina io ka namolavola ilay […]

Talenta hafa manakaiky