Mahay mamaky naoty tsotsotra ary azony lalaovina tsara (tsofina na tendrena…)
Mahafantatra tononkira isan-karazany
Mahatana feo tsara
Mahay mampianatra hira amin’ny andiany na enina
Mpitarika hira
Mahalala karazana gadon-kira vitsivitsy
Mahay hira ao amin’ny fihirana sy skoto

ODD mifandray :

Talenta hafa manakaiky