– Mahalala ny karazana vakodrazana eo amin’ny faritra misy azy.
– Mahalala ny tantara ny vakodrazana eo amin’ny faritra misy azy.
– Mahay mihira sy mandihy vakodrazana telo (iray avy eo @ faritra misy azy, ny roa avy amin’ny faritra hafa)
– Mahay ny fomba fitafy sy ny fombafomba
– Mahay mampita amin’ny sokajiny

Talenta hafa manakaiky