– Mahafantatra ireo karazanjavatra azo andrariana ao amin’ny faritra misy azy;
– Mahafantatra ireo karazampitaovana azo anenomana ary afaka manazava ny fomba fampiasana azy :
– Mahavita ny iray amin’ireto: fitaovana entimanenona tsotsotra na tenona mirefy iray metatra tsy mivadimandry:
– Nahavita nandrary mirefy 1m x 0,5m misy ny anaran’ny sokajy.

Talenta hafa manakaiky