- Manana fahaiza manao momba ny fitsaboana maika ka afaka mamonjy olona amin’izany
- Afaka manoro ny olona ny amin’ny fitaizam- pahasalamana amin’ny ankapobeny
Tafiditra ao ireto :
- Mahay manindrona sy manao pansement
- Mahay mamelona olona safotra
- Mahay sy mahafantatra tsara ireo karazam- panafody fampiasa andavanandro
- Mahay ireo zava-maniry fitsaboana Raokandro Malagasy
ODD mifandray :
ODD 3 - Fisitrahana fahasalamana