– Mahavaky ny bokin’ny hetsika Ankoay ary manao ireto hetsika ireto, araka ny filaharany, miaraka amin’ny Sokajy na ny Antoko manontolo:
– maminavina ny ho avintsika fampiasana ny pasipaoron’ny tanora, (Sokajy), mahavita mampita sy maneho hevitra sy fihetsempo (Sokajy). mamantatra ny tena sy mahay matoky tena (Antoko), ny safidy sy ny vokany eo anatrehan’ny firaisana aranofo (Antoko), ny fanapahankevitra (Antoko).
– Mahafeno ny pasipaorony isaky ny mahavita hetsika.
– Mahavaky ny bokin’ny hetsika Ankoay ary manantanteraka miaraka amin’ny namana telo (3) ireto hetsika dimy (5) ireto : maminavina ny ho avintsika, fampiasana ny pasipaoron’ny tanora (Sokajy), mahavita mampita sy maneho hevitra sy fihetsempo (Sokajy), mamantatra ny tena sy mahay matoky tena (Antoko), ny safidy sy ny vokany eo anatrehan’ny firaisana aranofo (Antoko), ny fanapahankevitra (Antoko).
– Mahavaky ny bokin’ny hetsika Ankoay ary mahatanteraka miaraka amin’ny sokajiny ireto hetsika ireto: ny fomba firesaka amin’ny ray aman-dreny sy ny namana, fandraisana torohevitra sy fitiliana antsitrapo.
– Mahavaky ny bokin’ny hetsika Ankoay ary mahatanteraka miaraka amin’ny namana farafahakeliny ny telo (3) amin’ny hetsika fandraisana torohevitra sy fanaovana fitiliana antsitrapo.

Talenta hafa manakaiky