- Mahay mikabary karazany roa (famangiana manjo, ankasoavana, hafa….)
- Mahay mampiasa ireo lahabolana, sy hainteny
- Mahalala ny rafitry ny kabary amin’ny famangiana manjo, kabary am-panambadiana
- Efa nanokatra kabary an-danonana na tamin’ny afondasy
- Manana karine na kahie misy ohabolana na hainteny Malagasy
Talenta 10 afaka trandrahina ao an-trano
4 juillet 2020
Mandalo vaninandro miavaka izao tontolo izao ka niteraka fiovana goavana maro teo amin’ny fomba fiainantsika toy ny fihibohana nandritra ny fotoana maharitra, ny fitafiana arotava lasa fitafy andavanandro, ny tsy fahafahana mivory sy mifampitakosona. Isan’ny tena iharan’izany indrindra ny skotisma, izay tena miaina ny fiainana ankalamanjana sy ny fiainam-bondrona. Tsy sakana amin’ny fivelaran-tenan’ny tsirairay nefa […]