– Mahay manomana sy mitarika fotoam-pivavahana, fivoriana, lasy fiangonana
– Mahay manazava andalana avy ao amin ny soratra masina.
– Nandray anjara tamin ny fitoriana filazant-sara lasy fampielezana baiboly, tafika masina.
– Mijoro amin’ny maha kristiana azy amin ny sehatra rehetra.

Talenta hafa manakaiky