– Mahay mampiasa (mamorona adiresy, mandefa hafatra amin’ny olona iray na maromaro) mailaka
– Mahavita manao afisy hoan’ny hetsika iray amin’ny alalan’ny solosaina (hetsiky ny sokajy/vondrona/fivondronana/faritany/foibe na ivelan’ny skotisma)
– Manao kajy tsotra amin’ny Excel
– Mahay mampiasa smartphone
– Mahafantatra ireo singa lehibe anatin’ny solosaina (disque dur, processeur, mémoire, alimentation, cartes graphique/réseau/son…)
– Manana fahalalana fototra mikasika ny tambajotra (réseau informatique):

Talenta hafa manakaiky