– Mahay mihira sy mandihy vako-drazana maromaro
– Mahay milalao andampihazo (tantara)
– Mahay mampianatra ny mpiray sokajy hilalao (mise en scène)
– Mpanentana amin’ny afondasy, afompifaliana, takariva amorom-patana
– Mahay mitantara ka mahasintona ny mpihaino rehetra
– Manana saina tia karokaroka (improvisation)

ODD mifandray :

Talenta hafa manakaiky