– Mahay milalao, mitsara, mampianatra ny iray amin’ireto : moraingy, totohondry, tolona, na karazana iray amin’ny “arts martiaux”
– Mahay mikarakara ireo voina tampoka mpitranga eo am-pilalaovana : safotra, tapaka, folaka, crampe, torana, mandeha tevi-doha….
– Mahafantatra ny fianjaika sy ny fitaovana amin’ireo
taranja ireo

Talenta hafa manakaiky