– Manana fitaovana entimandrafitra
– Mahafantatra karazankazo fanaovana fanaka sy fikarakarana azy; Mahay manatsofa, mamankona, manambatra, mandoko:
– Nahavita rafitra iray ho an’ny sokajy, na ho an’ny Antoko, na ho an’ny tokantrano: seza, latabatra, fitoeramboky, sns.

Talenta hafa manakaiky