– Mahay hira tily miisa 15 ary ary hira madinika 15 hay tsara ny feony sy ny tonony.
– Mahalala ireo karazana feo 4
– Mahay manaraka karaoke
– Mahay mampianatra hira ny mpiray sokajy sy ny antoko.

ODD mifandray :

Talenta hafa manakaiky