– Mahafantatra sy miaina ireo fahalalampomba tokony ho hay amin’ny fampiasana antso amin’ny finday.
– Mahay mandefa soratra maro sosona (sms) amin’ny finday.
– Mahay mandray antsoratra sady mitazona finday.
– Mahalala kaody amin’ny firenena 10 eo ho eo.
– Mahay mandrakitra ny nomerao samy hafa ao anatin’ny findainy
– Manana tahiry ny nomeraon’ireo tompon’andraikitra maro samy hafa (sefo fokontany, ben’ny tanana, polisy, zandary, hopitaly, filohan’ny foibe, filohamparitany sns…)
– Mahay mampiditra fahana sy mampita fahana.

ODD mifandray :

Talenta hafa manakaiky