– Mahay lomano karazany roa
– Mahavita milomano 25 m
– Afaka milomano miaraka amin’ny akanjo sy kiraro ary afaka manala izany nefa tsy mitehina amin’ny tany ny tongotra
– Afaka manao ankilentika 5 m ary mahita zavatra ao anatiny rano.
– Afaka manao ankilentika ka mitsofotsofoka any anelakelaky ny fen’ny namany.
– Mahay ireo vonjy vona entina manavotra ny hafa
– Mahalala ny toerana azo ilomanosana

Talenta hafa manakaiky