– Mahay manamboatra fantana arak any akora hita ao andasy Mitarika ny fandrahoana sakafon’ny sokajy nandritra ny 5 andro raha kely indrindra.
– Mahay mikajy ny fandaniana mety ho ilaina amin’ny nahandro iray.
Mahay manangana menu.
– Mahay manao karazana mofo 3 sy ranom-boankazo
– Mahay manamboatra saosy karazan’ny 3
– Mahay mikarakara sakafo madio sy ara-pahasalamana

Talenta hafa manakaiky