– Manana fitaovana faninginana
– Mahay manampina vilia, vilany,.. sns…
– Mahay manamboatra zavatra amin’ny vy fotsy: maharitrafo, fitoer anjiro, sns.
– Manao zavatra iray amin’ny vy fotsy ho an’ny sokajy, na antoko, na fianakaviana

Talenta hafa manakaiky