– Mahalala ny vontoatin’ny firehankevitra politika izoran’ny firenena, rafipitondrana, ny fifandraisana amin’ny any ivelany.
– Mahafantatra ny tokony hataony amin’ny maha olompirenena azy:
– Mahay mametraka tsara ny fotoana na anaovana vazivazy, na ilana fihenjanana, na ilana fahamaotinana ao anatin’ny fiarahamonina misy azy.
– Manao famelabelarankevitra momba ny olana arapiarahamonina iray mikasika ny sokajy ary mandrindra sy mamintina ny ady hevitra mikasika izany.

Tari-dalana fanofanana loha-tsokajy
27 janvier 2024

« lreo fahalalana notadiavintsika dia mitoetra fa very kosa ireo izay tsy notadiavina » Baden Powell lzany tenin’i Bipi izany no entina hanamafisana hatrany amintsika fa manana anjara toerana lehibe eo amin’ny asa Fanabeazana ny famolavolanatetiandrom-panofanana ho an’ireo olona manana andraikitra ato amin’ny skotisma; anisan’izany ireo Loham-bondrona tsirairay isan’Antoko. Andeha homena lanja ny SOKAJY sy […]

Talenta hafa manakaiky