Tantaran’ny Tranombitsika
3 décembre 2019

Ao amin’ny Akanin-jazalahy ao Antsahamanitra no misy ny Foibe-toeran’ny Tily eto Madagasikara ankehitriny, toerana izay mbola hikambanana amin’ireo Fikambanana Kristiana naorin’ny Misionera teto Madagasikara raha nampiditra ny Fivavahana Kristiana teto amintsika izy ireo, Taona vitsivitsy taorian’ny namoronan’i Baden Powell (Bipi) ny Skotisma dia nanangana ivotoerana antsoina hoe “Gilwell Park” izy ao Angletera, toerana  nanofanana ireo […]

Tantaran’ny totemisation ho an’ny Tily
18 septembre 2019

Ny totémisation dia fomba fanomezana anarana ho an’olona iray ao amin’ny fiaraha-monina iray. Mampiaina io lalao io entina hanabeazana ny Tily araka ny fototra ara-tSoratra Masina amin’ny fanomezana anarana sy ny tantaran’ny lalao fanomezana totem teo amin’ny skotisma. Omena solon’anarana (totem) ny Tily iray raha heverina fa hampivoatra azy amin’ny fiainany manokana sy amin’ny skotisma […]

Tantaran’ny skoto Malagasy voalohany
21 mai 2019

Tamin’ny Alahady 09 avrily 1922 (Alahadin’ny sampan-drofia io andro io) no niseho voalohany tamin’I Revérend Jhon Fuller RADLEY teo amin’ny tohatoha-bato miakatra ho an’ny Antaninarenina ireo sokajy voalohany izay notarihan’I Michael Rajohnson sy ny ekipany dia– Eugène RAZAFITRIMO– Philippe ANDRIANARIJAONA– Alban RATSIVALAKA– Albert Rakoto RATSIMAMANGA Toy izao ny fitantaran’i Albert Rakoto RATSIMAMANGA : Isaky ny […]

Lasy faha-50 taona Tily tao Samboranto Alasora (Novambra 1974)
24 novembre 1974

Nandray anjara tamin’ny fifanakalozan-kevitra faha-50 taonan’ny Tily eto Madagasikara ny Kolonely Richard RATSIMANDRAVA. Mijoro eo anoloana izy sy ny Jeneraly Gabriel RAMANANTSOA, ny Lieutnant-Colonel Joel RAKOTOMALALA ary ireo Filoha Tily. (Tahirin-tsary nozarain’i TRAKALA Mikandy) Tranobongo mampiavaka ny faritra no najoron’ny isan-tsokajy Lohan-tsokajy aho t@zany, nanatrika ny lasin-jobily teny Sambiranto. Ezaka be mintsy no nataon’ny sokajy […]