Mahalala ireo rafitra ambony indrindra eto amin’ny firenena (fokontany, -firaisana, -fivondronana…)
Mahalala ireo daty malaza eto amin’ny firenena
Mahafantatra ny dikan’ny lokon’ny saina Malagasy
Mahay ny hiramp-pirenena andininy rehetra
Mahalala ireo mpitondra lehibe eto amin’ny firenena (filoham-pirenena, filohan’ny governemanta, anarana minisitra 2, ny solombavambahoaka eo an-toerana, ben’ny Tanana)
Liana amin’ny vaovaon’ny firenena

Talenta hafa manakaiky