– Mahafantatra ny teny hoe fahamaotina sady mahay manazava ireo fiovana hita eo amin’ny olona mandritra izany.
– Mahalala ny fitaovampananahan’ny lehilahy sy vehivavy.
– Mahavita miresaka sy mamaly fanontaniana mikasika ny firaisana lasa aloha sy izay mety ho vokatr izany.
– Mahay maneho amin’ny alalan’ny fihetsika na amin’ny asa misongadina ny maharatsy ny fifohana sigara ho an’ireo izay hikasa hanao izany.
Talenta
Mpanoro hevitra
