« Ny hazo no vanon-ko ho lakana, ny tany naniriany no tsara”

 Vinan’ny fanabeazana Tily 2021 – 2024

#ISEnoTsangambato : Amin’ny taona 2024, faha-100 taonan’ny Tily eto Madagasikara, ny beazina no fitaratry  ny  fahombiazan’ny fanabeazana tily.

Paikady fito

Laharam-pahamehana efatra

 

Tantaran’ny atiala
23 août 2024

Indro ary atolotra antsika indray ireto tantara notsongaina tao anaty ‘’Livre de la jungle’’ izay noezahina nadika amin’ny fomba samy hafa . Tantara valo no nosafidiana atolotra an’ise ato anatin’ity boky ity ka ny dimy dia natao tantara holalaovina hifamaliana izay manehomiharihary ireo mpandray anjara; mora lalaovina kokoa ary ny telo kosa dia natao ho […]

Vazon’ny andiany

« Hira atiala » no iantsoana ireo hira entina handravahana sy hanomezana aina bebe kokoa ny fomba fanabeazana sy fomba fampitana hafatra amin’ireo lovitao ao amin’ny Atiala. Voambolana mifono anatra tsotra sy sahaza ny salan-taona an’izy ireo no hita ao anatin’ny tonony. Koa ampifaliana no anoloran’ny ekipa Fanabeazana sampana mavo, indrindra ao anatin’izao fankalazana ny […]

Talenta iraisam-pirenena
25 juin 2024

Mitombo hatrany ny sehatra hahafahan’ny beazintsika mampivelatra sy mitrandraka ny talentany eto anivon’ny Tily Eto Madagasikara. Efa manana ireo talenta ao anatin’ny Boky Torolalana isan-tsampana isika nahafahantsika nanabe sy nanefy ny tanorantsika namakivaky izay zato taona lasa izay. Ankehitriny dia misy ireto Talenta iraisam-pirenena ireto iombonantsika eo anivon’ny Skotisma zazalahy maneran-tany (OMMS) sy ny Skoto […]

Fitiliana filàn’ny beazina (Menafify)
10 février 2024

Alohan’ny handrafetana fandaharam-panabeazana sy hetsika entinamampiaina ny skotisma eo amin’ireo Mpitarika dia zava-dehibe ny ahalalànany filàna andrasany. Teknika iray entina mitily ny filàna efa mahazatra antsikaloatra ny Pyramide de Maslow. « Quand vous avez des doutes quant à la meilleure approche dans l’éducation du garçon (des jeunes), vous économiserez du temps, vous vous éviterez des […]

Taridalana fanofanana Loholona
9 février 2024

Fepetra ifidianana Loholona Mpiandalana 17 taona no ho miakatra no fidiana ho Loholona. Mpandray ny Fanasan’ny Tompo na mpanatona ary efa nahavita donak’afo. Efa mahafantatra ny zava-kendren’ny Tily Eto Madagasikara ny Loholona. Maharitra 2 taona ny asan’ny Loholona, nefa ny mpiray Fokonolona ihany no mandinika na tokony ho soloina izy na tsia. Raha tsy voafidy […]

Talenta Menafify
27 janvier 2024

Ato amin’ny Menafify dia omena lanja avokoa na ny talenta voajanahary (izay fahaiza-manao ananana tsy mila nianarana), na ny talenta novolena (izay vokatry ny fianarana na ny fampiharana fandaharam-panabeazana).Amin’ny ankapobeny dia mandritra ny fanatanterahana tetikasa no anaporofoan’ny Menafify ny fananany Talenta iray amin’ny alalan’ny andraikitra raisiny sy ny fanehoany ny anjara asa manavanana azy. Koa […]

Ambaratonga menafify

Ambaratonga Ny sampana menafify dia namaritra fa ny AMBARATONGA hiainana ao aminy dia miisatelo miavaka tsara : Ny «MPIKETRIKA MAMENO» ahafahana mampivelatra ny HAIRAHA anatyvondrona na fokonolona iray ka hahafahana mamoaka tetik’asa iray fara-fahakelinyho entina mampandroso ny fiainam-bondrona na ny tontolo manodidina azy. Ny «MPIALOHA LALANA» ho an’ny mitarika ny tetik’asa. Ary rehefa mahomby izanyka […]

Tari-dalana fanofanana loha-tsokajy

« lreo fahalalana notadiavintsika dia mitoetra fa very kosa ireo izay tsy notadiavina » Baden Powell lzany tenin’i Bipi izany no entina hanamafisana hatrany amintsika fa manana anjara toerana lehibe eo amin’ny asa Fanabeazana ny famolavolanatetiandrom-panofanana ho an’ireo olona manana andraikitra ato amin’ny skotisma; anisan’izany ireo Loham-bondrona tsirairay isan’Antoko. Andeha homena lanja ny SOKAJY sy […]

Dingana fananganana tetikasa

KETRIKA (idée, rêve, attente) KETRIKA no anarana iantsoana fivorian’ny Mpitarika ao amin’ny Sampana Menafify (Fokonolona– Fileovana). Ao amin’ity dingana ity no sehatra ifanakalozan-kevitra, ipoiran’ny hevitra iraisana ka ifanekena ho iaraha-manatanteraka. Zokiolona : Manoro ny mpitarika ny fomba fiadian-kevitra mahomby, mikaroka lalao manodidina ny fifanakalozankevitra, mandrinda ny ady hevitra, Manampy ny Mpitarika hahay haneho hevitra, misarika […]